Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2018

Fandaharana ho an’ny fivoriamben’ny vondrom-paritry ny Vavolombelon’i Jehovah 2018 hoe “Manàna Herim-po”!

Zoma

Miorina amin’ny Josoa 1:7 ny fandaharana amin’io andro io, manao hoe: “Mahereza sy matanjaha.”

Asabotsy

Inona no hanampy antsika ho sahy hitory ny tenin’Andriamanitra?

Alahady

Mila herim-po ny vahoakan’Andriamanitra mba hiatrehana an’izay hitranga tsy ho ela.

Fanazavana

Hitanao ato ny fanazavana ilainao momba ny fivoriambe.