Hijery ny anatiny

Asainay Ianao: Fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah 2024: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’

Asainay Ianao: Fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah 2024: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’

Mety ho kivy isika rehefa misy vaovao ratsy, sady hieritreritra hoe tsy misy azo antenaina intsony. Ny vaovao tsara indray anefa mety hanampy antsika hatoky hoe ho tsara be ny hoavy.