Philippines
Mandrindra ny Asa Fanorenana Taorian’ny Rivo-doza Mahery Nock-Ten ny Vavolombelona
Manamboatra trano an-jatony mahery ny Vavolombelon’i Jehovah taorian’ny rivo-doza nandravarava an’i Philippines tamin’ny faramparan’ny taona 2016.
Herintaona Taorian’ny Rivo-doza dia Nahazo Trano Vaovao ny Tra-boina
Taorian’ny rivo-doza Haiyan, dia nanao ezaka be ny Vavolombelon’i Jehovah mba hanorenana sy hanamboarana trano efa ho 750.
Vaovao Farany: Manampy Tra-boina ny Vavolombelon’i Jehovah Taorian’ilay Rivo-doza Mahery Haiyan
Misy ezaka mitohy hanampiana an’ireo tra-boina any Philippines. Eo ny fanampiana milanja 190 taonina mahery, ary eo koa ny asa mafy ataon’ireo mpiasa an-tsitrapo.
Namely An’i Philippines Afovoany ny Rivo-doza Mahery
Maro ny olona maty sy ny zavatra simba tany Philippines noho ny rivo-doza mahery. Miara-miasa amin’ny manam-pahefana ny Vavolombelon’i Jehovah mba hanampiana ny tra-boina.
Nandravarava An’i Philippines ny Rivo-doza Bopha
Nahafaty olona 1 000 mahery ny Rivo-doza Bopha, ny 4 Desambra 2012, ary olona 970 000 mahery no tsy maintsy nafindra toerana. Mbola mitohy ny fanampiana ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah.

