VAOVAO

Etazonia

Malagasy
Etazonia
/assets/ct/b4d7e1101e/images/syn_placeholder_sqr.png

Etazonia

 

2013-08-09

ETAZONIA

Manomboka Manorina ny Foibeny any Warwick ny Vavolombelon’i Jehovah

Nanomboka nanorina ny foibeny ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’ny 29 Jolay 2013, rehefa neken’ny manam-pahefana tao Warwick ny mari-tranon’izy ireo. Mikasa hamita an’ilay tetikasa ao anatin’ny efa-taona izy ireo.

2013-07-22

ETAZONIA

Hivarotra An’ireo Tranony ao Brooklyn ny Vavolombelon’i Jehovah

Amidin’ny Vavolombelon’i Jehovah ireo trano fanontam-pirintiny sy ny trano fonenana misy rihana 30 any Brooklyn, satria hafindra any Warwick ny foibeny.

2013-06-14

ETAZONIA

Video: Havaozina ny Stanley Theater

Nisy fanamboarana be natao tao amin’ny Stanley Theater ao New Jersey ary Vavolombelon’i Jehovah 2 000 mahery no nanao izany. Jereo ato ny video momba an’izany.

2013-06-14

ETAZONIA

Havaozin’izy Ireo Ilay Toerana Manan-tantara mba Hianarana Baiboly

Nampiasain’ny Vavolombelon’i Jehovah indray ilay toerana manan-tantara antsoina hoe Stanley Theater, any New Jersey, rehefa avy namboarin’izy ireo nandritra ny enim-bolana.

2013-07-11

ETAZONIA

Namidin’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Hotel Bossert teo Aloha

Namidin’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Hotel Bossert teo aloha, any Brooklyn Heights, any New York.

2013-08-07

ETAZONIA

Video: Vavolombelon’i Jehovah any Manhattan

Manao fampirantiana boky ara-baiboly amin’ny fiteny maro ao Manhattan, any New York, ny Vavolombelon’i Jehovah vitsivitsy. Inona no lazain’ny olona momba an’izany?