Etazonia
Vaovao Farany Momba ny Fanampiana Tra-boina Taorian’ilay Rivo-doza Harvey
Amin’ny Jona 2018 no eritreretina ho vita ny fanampian’ny Vavolombelon’i Jehovah ny namany.
Rivo-doza Harvey: Mifanampy ny Vavolombelona any Etazonia
Vavolombelon’i Jehovah an’arivony no voatery nifindra toerana noho ny rivo-doza. Efa mahazo fanampiana avy amin’ireo rahalahiny izy ireo.

