Malagasy
Natsahatra ny Programa JW Library Sign Language®
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/500800020/univ/art/500800020_univ_sqr_xl.jpg

31 DESAMBRA 2025
INONA NY VAOVAO?

Natsahatra ny Programa JW Library Sign Language®

Natsahatra ny Programa JW Library Sign Language®

Natsahatra ilay programa hoe JW Library Sign Language, ary hesorina any amin’ny toerana fakana programa. Efa misy ao amin’ny programa JW Library daholo izao ny zavatra misy amin’ny tenin’ny tanana. Efa nohatsaraina io programa io mba hety tsara izay zavatra avoaka amin’ny tenin’ny tanana, ary mbola hisy fanatsarana koa any aoriana.