Inona ny Vaovao?

2026-08-20

MIANARA AVY AMIN’I JESOSY

Inona no Nolazain’i Jesosy Momba ny “Horohoron-tany Lehibe”?

Naminany i Jesosy, 2 000 taona lasa teo ho eo izay, hoe hisy horohoron-tany lehibe. Nahoana no tena mahakasika antsika amin’izao andro izao ireo teniny ireo?

2026-08-18

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Mba Andramo Izao​—Ahoana no Atao Rehefa Mijery Video?

Jereo ato ireo soso-kevitra vitsivitsy hanampy anao handray soa rehefa mijery video ao amin’ny jw.org sy “JW Library.”

2026-08-18

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Misy Mahatsara Azy Ilay Isika Tsy Mitovy

Inona no hanampy antsika halala-tsaina ka ho tia an’ilay isika tsy mitovy?

2026-08-18

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Hoatran’ny Ahoana ny Akanjon’ny Mpiambina An’i Kaisara?

Ho hitanao ato hoe hoatran’ny ahoana ny akanjon’ireo miaramila manokana ireo, ary ahoana no amantarana an-dry zareo.

2026-08-18

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Miezaha Hahay Hianina na dia Mafy aza ny Fiainana

Ho hitanao ato ireo torolalan’ny Baiboly efatra hanampy anao hahay hianina, n’inona n’inona zavatra iainanao.

2026-08-18

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Novambra 2026

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana ny 4-31 Janoary 2027.

2026-08-10

TANTARAM-PIAINANA

Josette Garcia: Nanompo An-taonany Maro Tany Amin’ny Firenena Anisan’ny Mafana Indrindra

Sarotra tamin’i Josette ny fiainana tany Mali. Faly anefa izy nanompo tany nandritra ny taona maro, dia nanao mpisava lalana manokana sy misionera.

2026-08-06

MIFOHAZA!

Ahoana Raha Manirery Ianao?

Hazavaina ato hoe nahoana no be dia be ny olona manirery. Resahina ato koa ny fomba handresena an’io olana io sy ny fomba hifandraisana tsara amin’ny hafa.

2026-08-06

HIRA

Sarobidy Mihoatra Noho ny Fody

Mampahatsiahy antsika ity hira ity hoe sarobidy be amin’i Jehovah sy amin’ny olona tia azy isika, na dia mety mahatsapa hoe tsy misy vidiny aza.

2026-08-04

NISY NAMORONA VE?

Mahay Miaro ny Rany Tsy Hivaingana ny Sahona Fitaratra​—Nisy Namorona Ve?

Mankany amin’ny atiny ny ankamaroan’ny liomena ao amin’io sahona kely io. Mahagaga anefa fa tsy mivaingana ny rany sady tsy maninon-tsy maninona izy. Ahoana no ahavitany an’izany?

2026-07-31

MOZIKA

Mozika Iraisam-pirenena

2026-07-31

VAOVAO

“Aza Matahotra”