Tianao ve Raha Sambatra ny Tokantranonao? Ahoana Raha Tsy Mitovy Hevitra Ianareo?

Miezaha hiara-miasa sy hifanohana foana rehefa tsy mitovy hevitra ianareo roa.