17. Sambatra Isika fa Afaka Mivavaka

17. Sambatra Isika fa Afaka Mivavaka

1 TE HIHAINO NY VAVAKA ATAONTSIKA I JEHOVAH

“Akaikin’izay rehetra miantso azy i Jehovah, dia izay rehetra miantso azy araka ny fahamarinana.” —Salamo 145:18

Tsy maintsy manao inona izay te hohenoin’i Jehovah?

2 FANONTANIANA MOMBA NY VAVAKA

3 INONA NO RESAHINA AMIN’NY VAVAKA?

“Na inona na inona angatahintsika ka mifanaraka amin’ny sitrapony, dia mihaino antsika izy.” —1 Jaona 5:14

Afaka mivavaka momba ny inona avy isika?

4 MAMALY VAVAKA I JEHOVAH

“Ry Mpihaino vavaka ô, ianao no hohatonin’ny karazan’olona rehetra.”—Salamo 65:2

Ahoana no ataon’i Jehovah mba hamaliana vavaka?