Inona ny Vaovao?

2026-10-08

HIRA

Hitsangana Indray Izy

Mampahery antsika ny mahalala hoe mbola hitsangana ny maty rehefa nidonam-pahoriana isika.

2026-10-03

FANOMANANA NY TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA

Janoary–Febroary 2027

2026-10-01

HIRA

Sarobidy Mihoatra Noho ny Fody

Mampahatsiahy antsika ity hira ity hoe sarobidy be amin’i Jehovah sy amin’ny olona tia azy isika, na dia mety mahatsapa hoe tsy misy vidiny aza.

2026-10-01

HIRA

Mandresy ny Finoana

Tao anatin’ny korontana ara-politika sy olana ara-toe-karena, dia tsapan’ny fianakaviana iray hoe tia sy mikarakara ary manome hery azy ireo i Jehovah.

2026-09-29

FANONTANIAN’NY MPAMAKY

Ahoana no Ampisehoan’ny Vavolombelon’i Jehovah hoe Manaja ny Aina ry Zareo?

Ho hitanao ato hoe ahoana no ampisehoan’ny Vavolombelon’i Jehovah hoe manaja ny aina ry zareo.

2026-09-29

TABILAO

Singa avy Amin’ny Ra

Aseho amin’ity tabilao ity ny singa avy amin’ny ra. Hanampy anao izany mba hanana fahalalana ampy tsara rehefa hanapa-kevitra momba ny fitsaboana ampiasana ra.

2026-09-24

NY TILIKAMBO FIAMBENANA (FIANARANA)

Oktobra 2026

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana ny 7 Desambra 2026–3 Janoary 2027.

2026-09-17

NY TILIKAMBO FIAMBENANA (FIANARANA)

Septambra 2026

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana ny 2 Novambra–6 Desambra 2026.

2026-09-17

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA

Novambra–Desambra 2026

2026-09-15

FANOMANANA NY LAHATSORATRA FIANARANA AMIN’NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Desambra 2026