Hijery ny anatiny

Fiadanan-tsaina sy Fahasambarana

Hoatran’ny hoe tsy hilamin-tsaina sy tsy ho sambatra mihitsy isika rehefa miatrika olana saro-bahana. Betsaka anefa ny olona nanaraka an’izay lazain’ny Baiboly ka nahavita niatrika olana, tsy rera-tsaina be, tsy kivy, ary lasa mahatsapa hoe misy dikany ny fiainany. Afaka manampy anao ho sambatra koa ny Baiboly.

Tianao ho Sambatra ve ny Fianakavianao?

Ho sambatra ianareo mivady sy ny fianakavianareo raha mampihatra ny toro lalan’​ny Baiboly.

Hianatra Baiboly amin’ny Vavolombelon’i Jehovah

Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?—Video Manontolo

Olona an-tapitrisany eran-tany no mahita ny valin’ny fanontaniany, ao amin’ny Baiboly. Tianao koa ve ny hahita ny valin’ny fanontanianao?

Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly?

Fantatra eran-tany hoe manasa ny olona hianatra Baiboly maimaim-poana ny Vavolombelon’i Jehovah. Aseho ato ny fanaovana an’ilay izy.

Hangataka Hotsidihin’ny Vavolombelon’i Jehovah

Miresaha hevitra momba ny Baiboly miaraka amin’ny Vavolombelon’i Jehovah, na andramo ilay fianarana Baiboly maimaim-poana.