Hijery ny anatiny

Hangataka Hotsidihina

Te hahalala bebe kokoa momba ny Baiboly na ny Vavolombelon’i Jehovah ve ianao? Mangataha àry hotsidihin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Fenoy ilay fangatahana eto ambany, dia hotsidihin’ny Vavolombelon’i Jehovah eny akaikinareo ianao.

Ampiasainay hanatontosana ny fangatahanao hotsidihina fotsiny ny mombamomba anao rehefa alefanao. Mifanaraka amin’ny Fifanekena Momba ny Fampiasana ny Mombamomba Anao izany.

Filazana Mifandray Amin’ny Coronavirus (COVID-19): Naato ny fitsidihana olona any an-tranony sy ny fivoriana ho an’ny besinimaro, any amin’ny faritra maro. Ampidiro ato, azafady, ny nomeraon-telefaoninao, dia hisy Vavolombelona eny akaikinareo hiantso anao.