Hijery ny anatiny

Momba ny Vavolombelon’i Jehovah

Hitanao mitory amin’ny olona izahay, ary mety ho efa novakinao tamin’ny gazety na henonao tamin’ny olona ny momba anay. Tena hainao tsara ve anefa ny Vavolombelon’i Jehovah?

Jereo koa: Inona ny Zavatra Inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Zavatra Inoana sy Zavatra Atao

Ny Ataonay Vavolombelon’i Jehovah

Any amin’ny tany 230 mahery izahay, ary samy hafa fiaviana sy kolontsaina. Mitory angamba no tena ahafantaranao anay. Manao zavatra hafa koa anefa izahay mba hanampiana olona.

Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Fantaro ny momba ny fianakaviamben’ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany.

Fianarana Baiboly Maimaim-poana

Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?—Video Manontolo

Olona an-tapitrisany eran-tany no mahita ny valin’ny fanontaniany, ao amin’ny Baiboly. Tianao koa ve ny hahita ny valin’ny fanontanianao?

Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly?

Fantatra eran-tany hoe manasa ny olona hianatra Baiboly maimaim-poana ny Vavolombelon’i Jehovah. Aseho ato ny fanaovana an’ilay izy.

Hangataka Hotsidihin’ny Vavolombelon’i Jehovah

Miresaha hevitra momba ny Baiboly miaraka amin’ny Vavolombelon’i Jehovah, na andramo ilay fianarana Baiboly maimaim-poana.

Fivoriana sy Zava-mitranga Hafa

Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana?

Jereo ity video ity dia ho fantatrao ny valiny.

Fivorian’ny Vavolombelon’i Jehovah

Jereo ato hoe aiza izahay no mivory ary inona no ataonay any. Azon’ny rehetra atrehina ilay izy ary tsy misy fanantazan-drakitra.

Fahatsiarovana ny Nahafatesan’i Jesosy

Olona an-tapitrisany isan-taona no mankalaza ny fitsingerenan’ny andro nahafatesan’i Jesosy. Asaina ianao hijery hoe nahoana no mahakasika anao izany.

Biraon’ny Sampana

Hifandray Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah

Adiresy sy telefaonin’ny biraonay eran-tany.

Fitsidihana Betela

Jereo izay Betela akaiky azonao tsidihina.

Iza no Tena Manao ny Sitrapon’i Jehovah?

Avy amin’ny foko samihafa sy kolontsaina isan-karazany ny Vavolombelon’i Jehovah eran-tany. Inona anefa no mahatonga azy ireo hiray saina?

Topy Maso—Eran-tany

  • 240—Tany misy Vavolombelon’i Jehovah

  • 8 683 117—Vavolombelon’i Jehovah

  • 9 618 182—Fampianarana Baiboly maimaim-poana any an-trano

  • 20 919 041—Mpanatrika ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy

  • 119 712—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah