ASEHOY Boky ao Amin’ny Baiboly Genesisy Eksodosy Levitikosy Nomery Deoteronomia Josoa Mpitsara Rota 1 Samoela 2 Samoela 1 Mpanjaka 2 Mpanjaka 1 Tantara 2 Tantara Ezra Nehemia Estera Joba Salamo Ohabolana Mpitoriteny Tononkiran’i Solomona Isaia Jeremia Ezekiela Daniela Joela Jona Mika Habakoka Zefania Hagay Zakaria Malakia Matio Marka Lioka Jaona Asan’ny Apostoly Romanina 1 Korintianina 2 Korintianina Galatianina Efesianina Filipianina Kolosianina 1 Tesalonianina 2 Tesalonianina 1 Timoty 2 Timoty Titosy Filemona Hebreo Jakoba 1 Petera 2 Petera 1 Jaona 2 Jaona 3 Jaona Joda Apokalypsy Toko 1 2 3 4 5 6 Ny Taratasy ho An’ny Efesianina Toko 1 2 3 4 5 6 Topy Maso 1 Fiarahabana (1, 2) Fitahiana ara-panahy (3-7) Hangonina ho ao amin’i Kristy daholo ny zava-drehetra (8-14) “Fitantanan-draharaha” amin’ny fotoana voatondro (10) Nasiana tombo-kase tamin’ny fanahy masina, izay “antoka mialoha” (13, 14) Nisaotra an’Andriamanitra i Paoly satria nino ny Efesianina; nivavaka ho azy ireo (15-23) 2 Novelomina niaraka tamin’i Kristy (1-10) Noravana ilay rindrina nanasaraka (11-22) 3 Zava-miafina masina: Tafiditra koa ny hafa firenena (1-13) Ho mpiray lova amin’i Kristy ny hafa firenena (6) Fikasan’Andriamanitra hatrizay hatrizay (11) Nivavaka i Paoly mba ho azon’ny Efesianina tsara ny fahamarinana (14-21) 4 Tafaray ireo anisan’ny vatan’i Kristy (1-16) Lehilahy natao fanomezana (8) Ny toetra taloha sy ny toetra vaovao (17-32) 5 Zavatra ratsy tsy tokony hotononina na hatao (1-5) Asehoy fa zanaky ny mazava ianareo (6-14) Aoka ianareo ho feno fanahy masina (15-20) Ampiasao tsara ny fotoananareo (16) Torohevitra ho an’ny lehilahy sy ny vehivavy manambady (21-33) 6 Torohevitra ho an’ny ankizy sy ny ray aman-dreny (1-4) Torohevitra ho an’ny mpanompo sy ny tompo (5-9) Tafio daholo izay fiadiana omen’Andriamanitra (10-20) Firarian-tsoa (21-24) Hiverina Manaraka Zon’ny mpamorona