Momba Anay
Iza moa ny Vavolombelon’i Jehovah?
Fikambanana ara-pivavahana maneran-tany ny Vavolombelon’i Jehovah. Mivavaka amin’i Jehovah, ilay Andriamanitra Mpamorona sy Mahery Indrindra, izahay. (Salamo 83:18; Apokalypsy 4:11) Kristianina izahay ary mino hoe Mpamonjy antsika i Jesosy Kristy sady Zanak’Andriamanitra. (Jaona 3:16; Asan’ny Apostoly 4:10-12) Izay lazain’ny Baiboly ihany no inoanay. (2 Timoty 3:16) Asainay ianao hijery an’ity tranonkala ity sy hampiasa ny Baibolinao mba hijerena ny zavatra inoanay.
Hahafantatra kokoa momba anay ianao ato amin’ity video ity: Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah?
Antontan’isa
-
9 205 326—Vavolombelon’i Jehovah eran-tany
-
119 652—Fiangonana
-
241—Firenena sy faritany
-
7 603 182—Fampianarana Baiboly maimaim-poana isam-bolana
-
20 635 015—Mpanatrika ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy tamin’ny 2025
Fianarana Baiboly Maimaim-poana
Ny Tantaranay
Hifandray Aminay
Hangataka Hotsidihina
Azo atao ny mandinika fanontaniana ara-baiboly na manontany mombamomba ny Vavolombelon’i Jehovah.
Hanatrika Fivoriana
Fantaro ny fivorianay. Jereo izay toeram-pivoriana akaiky anao.
Hifandray Amin’ny Vavolombelon’i Jehovah
Adiresy sy telefaonin’ny biraonay eran-tany.
Fitsidihana Betela
Jereo izay Betela akaiky azonao tsidihina.

