VAOVAO

Rosia

Tenin’ny Tanana Malagasy
Rosia
/assets/ct/28ada02fb0/images/syn_placeholder_sqr.png

Rosia

 

2022-02-24

ROSIA

Tsy Misy Antony Tokony Hatahorana Fanenjehana

Nanao an’ilay lahateny hoe “Inona no Tokony Hatahorantsika?” ny Rahalahy Mark Sanderson, anisan’ny Filan-kevi-pitantanana, tamin’ny fivoriana fanao isan-taona tamin’ny 2019. Naseho tamin’io lahateny io ity video ity. Mitantara ny zavatra iainany ny sasany amin’ny rahalahy sy anabavy enjehina any Rosia.

2021-01-14

ROSIA

Fanadinadinana ny Rahalahy Dmitriy Mikhaylov

Nosamborina ny Rahalahy Mikhaylov tamin’ny 29 Mey 2018. Volana maromaro izy no nigadra. Tantarainy amin’ity video ity hoe nanampy azy hiaritra i Jehovah ary nanohana azy ny vadiny. Tantarainy koa hoe nilamin-tsaina sy faly foana izy rehefa niresaka momba ny fahamarinana ao amin’ny Baiboly tamin’ny mpiara-migadra taminy.