Tenin’ny Tanana Malagasy
Vaovao
/assets/ct/fa815d8e9f/images/syn_placeholder_sqr.png

Vaovao

 

2020-05-28

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #1

Ho hitanao ato izay ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah any Korea Atsimo sy Italia ary Etazonia mba hiatrehana ny fiparitahan’ilay aretina.

2020-05-28

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Manohana ny Rahalahintsika Eran-tany Isika Rehefa Misy Loza na Areti-mifindra

Manao zavatra haingana ny Filan-kevi-pitantanana ka manome toromarika azo ampiharina ho an’ny rahalahy sy anabavy maneran-tany rehefa misy loza tampoka.

2020-05-28

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany Momba ny Coronavirus sy Izay Tokony Hatao

Ho hitanao ato izay azonao atao raha misy aretina miparitaka any aminareo.

2020-05-28

Efa Misy Amin’ny ASL ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Manontolo

Jereo ato ny asa natao mba hahafahana mamita an’ilay Baiboly miavaka amin’ny tenin’ny tanana sy izay tsapan’ny marenina nahazo an’ilay Baiboly.

2021-01-14

ROSIA

Fanadinadinana ny Rahalahy Dmitriy Mikhaylov

Nosamborina ny Rahalahy Mikhaylov tamin’ny 29 Mey 2018. Volana maromaro izy no nigadra. Tantarainy amin’ity video ity hoe nanampy azy hiaritra i Jehovah ary nanohana azy ny vadiny. Tantarainy koa hoe nilamin-tsaina sy faly foana izy rehefa niresaka momba ny fahamarinana ao amin’ny Baiboly tamin’ny mpiara-migadra taminy.

2024-06-20

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2024) #2

Ho hitantsika ato amin’ity vaovao farany ity hoe tsy tian’i Jehovah, ilay Raintsika be fitiavana, “hisy ho ringana ny olona fa tiany hibebaka daholo.” (2 Pet. 3:9) Ho hitantsika ato koa ny fanovana mifandray amin’ny fomba fiakanjontsika, rehefa manatrika fandaharana ara-panahy.