Tenin’ny Tanana Malagasy
Vaovao
/assets/ct/fa815d8e9f/images/syn_placeholder_sqr.png

Vaovao

 

2020-11-20

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #8

Hazavain’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana hoe manampy antsika hiaritra amin’izao valanaretina izao ny faminanian’ny Baiboly.

2020-11-02

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #7

Resahin’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana izay azon’ny tanora atao mba hiatrehana an’ity valanaretina ity.

2020-11-02

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #6

Asongadin’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana hoe mahazo sakafo ara-panahy be dia be foana isika na miparitaka aza ny aretina.

2020-07-24

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #5

Asongadin’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana ny fomba samihafa ampisehoan’i Jehovah hoe tena tia sy mikarakara antsika izy mandritra an’izao fiparitahan’ny aretina izao.

2022-02-24

ROSIA

Tsy Misy Antony Tokony Hatahorana Fanenjehana

Nanao an’ilay lahateny hoe “Inona no Tokony Hatahorantsika?” ny Rahalahy Mark Sanderson, anisan’ny Filan-kevi-pitantanana, tamin’ny fivoriana fanao isan-taona tamin’ny 2019. Naseho tamin’io lahateny io ity video ity. Mitantara ny zavatra iainany ny sasany amin’ny rahalahy sy anabavy enjehina any Rosia.

2020-07-06

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #4

Hazavain’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana ny toro lalana arahina rehefa hanapa-kevitra hoe haverina amin’ny taloha sa tsia ny fivoriana sy fitoriana ary ny zavatra hafa mifandray amin’ny fanompoantsika.

2020-05-28

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #3

Ho hitanao ato hoe ahoana no nitahian’i Jehovah ny lamina natao ho an’ny lahateny manokana sy ny fankalazana ny Sakafo Harivan’ny Tompo.

2020-05-28

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2020) #2

Ho hitanao ato hoe ahoana no itarihan’i Jehovah ny fandaminany rehefa misy fotoan-tsarotra, ary ahoana no ampiasany mpiandry ondry be fitiavana mba hikarakarana antsika.