Tenin’ny Tanana Malagasy
Teo Amin’ny Pejy Fandraisana Tato ho Ato
/assets/ct/b4d7e1101e/images/syn_placeholder_sqr.png

Teo Amin’ny Pejy Fandraisana Tato ho Ato

 

Mahafoana ny Ady ve ny Olombelona?

Mitohy foana ny ezaka ataon’ny olona mba hanafoanana ny ady. Azo antenaina hoe hahomby ve anefa ireny?

Iza moa i Jesosy?

Iza marina i Jesosy? Ary nahoana no tena ilaina ny mahafantatra azy?

Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any?

Milaza ny Baiboly fa tsy tian’​Andriamanitra ny tsy rariny ary tena mikarakara ny olona izy. Inona no vokatr’izany eo aminao?

Tena Kristianina ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Ho hitanao ato ny tantaran’ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny porofo hoe tena Kristianina izahay.

Azonao Itokisana ve ny Baiboly?

Nahoana ny Baiboly no mifanaraka amin’ny siansa? Tena tanteraka ve ny faminaniana voalaza ao?

Manao Ahoana ny Olona Rehefa Maty?

Ho hitanao ato hoe inona no ampianarin’ny Baiboly momba ny maty. Vao mainka ianao hino an’ilay Andriamanitra be fitiavana rehefa fantatrao hoe tsy mampijaly ny olona efa maty izy.

Inona ny Fanjakan’Andriamanitra?

Nasehon’i Jesosy tamin’izy teto an-tany hoe inona no hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra, rehefa hitondra ny tany izy io.

Mbola ho Velona Indray ny Havanao na ny Namanao Efa Maty!

Inona no porofo fa mahavita manangana ny maty i Jesosy sady tena hanao an’izany? Nahoana no mampionona sy manome fanantenana antsika ny mahalala hoe hatsangana ny maty?