Tenin’ny Tanana Malagasy
Teo Amin’ny Pejy Fandraisana Tato ho Ato
/assets/ct/28ada02fb0/images/syn_placeholder_sqr.png

Teo Amin’ny Pejy Fandraisana Tato ho Ato

 

Mahafoana ny Ady ve ny Olombelona?

Mitohy foana ny ezaka ataon’ny olona mba hanafoanana ny ady. Azo antenaina hoe hahomby ve anefa ireny?

Manampy Anao ho Akaiky An’Andriamanitra ny Vavaka

Inona no azonao atao mba hohenoin’Andriamanitra ny vavakao? Inona ny soa ho azonao rehefa mivavaka ianao?

Manome Fanantenana ny Baiboly

Ho hitanao ato hoe inona ny zavatra sasany ampanantenain’ny Baiboly, ary nahoana izy ireny no mahasoa antsika dieny izao.

Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?

Misy mihevitra fa ny vola no tena mahasambatra ny fianakaviana. Marina ve izany?

Handray Soa Ianao Raha Miara-mivory Aminay

Hoatran’ny ahoana ny fivorian’ny Vavolombelon’i Jehovah, ary nahoana no handray soa ianao raha miezaka manatrika an’ilay izy?

Iza moa i Jesosy?

Iza marina i Jesosy? Ary nahoana no tena ilaina ny mahafantatra azy?

Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any?

Milaza ny Baiboly fa tsy tian’​Andriamanitra ny tsy rariny ary tena mikarakara ny olona izy. Inona no vokatr’izany eo aminao?

Tena Kristianina ve ny Vavolombelon’i Jehovah?

Ho hitanao ato ny tantaran’ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny porofo hoe tena Kristianina izahay.