Mbola mahasoa antsika ve ny torohevitr’i Jesosy?

Mbola mahasoa antsika ve ny torohevitr’i Jesosy?

“Izay rehetra tianareo hataon’ny olona aminareo ... dia mba ataovy aminy koa.”​Matio 7:12.

Nampianatra koa i Jesosy hoe:

  • Tsy hanahy be loatra isika raha mifantoka amin’izay tokony hatao androany fa tsy hatahotra hoe inona no mety hitranga rahampitso.​Matio 6:34.

  • Tokony hamela heloka isika.​Matio 6:14, 15.

Jereo ao amin’ny jw.org Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy.