Mety tsy hijaly intsony ve isika any aoriana any?

Mety tsy hijaly intsony ve isika any aoriana any?

“[Hofafan’Andriamanitra] ny ranomaso rehetra amin’ny mason’izy ireo, ary tsy hisy intsony ny fahafatesana, sady tsy hisy intsony ny alahelo na ny fitarainana na ny fanaintainana.”​Apokalypsy 21:4.

Manome toky ny Baiboly hoe:

  • Tsy avy amin’Andriamanitra ny olana mahazo antsika.​Jakoba 1:13.

  • Hitan’Andriamanitra ny fijaliantsika ary hesoriny ireny.​Salamo 34:17-19.

Midira ao amin’ny jw.org raha hikaroka fanazavana hafa.