Mbola hatsangana amin’ny maty ve ny olona akaikin’ny fonao?

Mbola hatsangana amin’ny maty ve ny olona akaikin’ny fonao?

“Ho avy ny fotoana handrenesan’izay rehetra any am-pasana ny feony, dia hivoaka izy ireo.”​Jaona 5:28, 29.

Manome toky ny Baiboly hoe:

Midira ao amin’ny jw.org raha hikaroka fanazavana hafa.