Vaovao

 

VAOVAO

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2026) #2

Hazavaina kokoa ato amin’ity vaovao farany ity hoe ahoana no azon’ny Kristianina ampiasana ny rany rehefa hotsaboina izy na rehefa hodidiana.

VAOVAO

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2026) #2

Hazavaina kokoa ato amin’ity vaovao farany ity hoe ahoana no azon’ny Kristianina ampiasana ny rany rehefa hotsaboina izy na rehefa hodidiana.

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2026) #1

Ho hitanao ato ny toromarika vaovao momba ny fomba ampiasana an’ilay boky hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, rehefa mampianatra Baiboly.

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2025) #8

Ho hitanao ato amin’ity vaovao farany ity hoe inona ny soa noraisin’ny mpiara-manompo avy amin’ilay video hoe Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy.

2025-11-14

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2025) #7

Ho hitanao ato izay nisongadina tamin’ny Tatitra Momba ny Taom-panompoana 2025. Ho hitantsika koa hoe notahin’i Jehovah ny asa mafy nataontsika maneran-tany.

2025-09-26

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2025) #6

Ho hitanao ato amin’ity vaovao farany ity ny andinin-teny ho an’ny taona 2026 sy ny momba ny hira vaovao anankiray.

2025-09-09

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2025) #5

Ho hitantsika amin’ity vaovao farany ity hoe inona no torolalan’ny Baiboly hanampy antsika handray fanapahan-kevitra tsara raha hanao fianarana fanampiny isika na tsia.

2025-07-04

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2025) #4

Handinika torolalan’ny Baiboly isika ato amin’ity vaovao farany ity. Hanampy antsika izany mba hahay hanapa-kevitra amin’ny resaka marika sy fomba amam-panao.

2025-05-22

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2025) #3

Ho hitantsika ato hoe afaka miomana dieny izao isika mba handray anjara amin’ireo fandaharana ara-panahy mandritra ny volana vitsivitsy ho avy.

2025-03-21

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2025) #2

Jereo ato amin’ity vaovao farany ity hoe inona avy ny ezaka ataontsika mba hanampiana ny rahalahy sy anabavy hahay hamaky teny sy hanoratra. Ho hitantsika koa hoe lasa miadan-tsaina isika noho ny vidim-panavotana nomen’i Jesosy. Hisy fampandrenesana momba ny hira vaovao amin’ny fivoriamben’ny vondrom-paritra 2025 koa ato.

2025-01-31

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2025) #1

Ho hitantsika ato ny fomba ampiasana an’ilay hoe “Ireo Fahamarinana Tiantsika Hampianarina” ao amin’ny Fanazavana Fanampiny A amin’ilay bokikely hoe Tiavo ny Olona ka Ampianaro. Raha mianatra an’ireny isika, dia hahay hanombo-dresaka rehefa manompo.

2025-01-07

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2024) #8

Ho hitantsika ato amin’ity vaovao farany ity hoe inona no hanampy antsika hahay handanjalanja foana rehefa mifandray amin’ny olona hita ao anatin’ireny videontsika ireny.

2024-11-08

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2024) #7

Ho hitantsika amin’ity vaovao farany ity hoe manao ahoana ny rahalahy sy anabavintsika any amin’ny toerana sasany. Hampahery antsika koa ny fanadinadinana ny Rahalahy Jody Jedele sy Jacob Rumph, izay vao voatendry ho anisan’ny Filan-kevi-pitantanana.

2024-09-28

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2024) #6

Ho hitantsika ato amin’ity vaovao farany ity hoe inona no azontsika atao mba ho vitantsika foana ny hanasa olona hianatra Baiboly.

2024-08-08

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2024) #5

Horesahina ato hoe inona no hanampy antsika hifantoka amin’ilay tena vahaolana amin’ny zava-manahirana rehetra, izany hoe amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.

2024-06-21

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2024) #4

Ho hitantsika ato hoe ahoana no ataon’ireo rahalahy sy anabavy migadra noho ny finoany mba ‘handresena ny ratsy amin’ny tsara foana.’​—Romanina 12:21.