Tenin’ny Tanana Malagasy
Vaovao
/assets/ct/fa815d8e9f/images/syn_placeholder_sqr.png

Vaovao

 

2024-09-28

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2024) #6

Ho hitantsika ato amin’ity vaovao farany ity hoe inona no azontsika atao mba ho vitantsika foana ny hanasa olona hianatra Baiboly.

2024-08-08

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2024) #5

Horesahina ato hoe inona no hanampy antsika hifantoka amin’ilay tena vahaolana amin’ny zava-manahirana rehetra, izany hoe amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.

2024-06-21

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2024) #4

Ho hitantsika ato hoe ahoana no ataon’ireo rahalahy sy anabavy migadra noho ny finoany mba ‘handresena ny ratsy amin’ny tsara foana.’​—Romanina 12:21.

2024-06-20

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2024) #3

Ho hitantsika ato amin’ity vaovao farany ity hoe inona avy ny torolalan’ny Baiboly afaka manampy antsika hahay hanapan-kevitra momba ny paozintsika.

2024-06-20

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2024) #1

Ho hitanao ato hoe lasa mazoto manompo isika rehefa tiantsika ny olona.

2024-01-10

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #8

Ahoana no azontsika ampisehoana hoe mpanompon’Andriamanitra isika rehefa jerena ny fiakanjontsika sy ny taovolontsika? Inona no azontsika atao mba hiray saina foana ny fiangonana?

2024-01-10

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #7

Horesahina ato ny fivoahan’ilay boky vaovao hoe Andinin-teny Manampy Amin’ny Fiainantsika Kristianina. Ho hitanao ato koa ny andinin-teny ho an’ny taona 2024.

2023-09-09

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #6

Adinadinina ato amin’ity vaovao farany ity i Negede Teklemariam. Mampahery be ny zavatra resahiny. Rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana no manolotra an’ilay fandaharana.

2023-09-09

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #5

Hisy fanadinadinana an’i Dennis sy Irina Christensen ato amin’ity vaovao farany ity, ary rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana no hanolotra azy io. Tena mampahery ilay izy!

2023-09-09

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #4

Resahin’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana ato hoe faly isika fa hanatrika fivoriamben’ny vondrom-paritra mivantana, sy hoe ahoana no iarovan’i Jehovah ny finoantsika.

2023-05-08

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #3

Resahin’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana hoe ataon’ny mpiara-manompo fialofany i Jehovah na eo aza ny loza sy olana isan-karazany.

2023-05-08

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #2

Fanadinadinana an’ireo rahalahy roa voatendry ho anisan’ny Filan-kevi-pitantanana: Ny Rahalahy Gage Fleegle sy Jeffrey Winder.

2023-01-23

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #1

Ampirisihinay ianareo hijery an’ity vaovao farany ity fa misy fampandrenesana mahaliana be ao, momba ny tetikasa any Ramapo sy ny asan’ny mpisava lalana.

2022-12-02

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2022) #8

Mampirisika antsika mba ho vonona hanaraka ny kalesin’i Jehovah ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana.

2022-12-02

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2022) #7

Mampirisika antsika ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana mba hanao zavatra haingana rehefa misy loza mananontanona.