21-27 Septambra

EKSODOSY 27-28

21-27 Septambra
  • Hira 25 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Inona no Ianarantsika avy Amin’ny Akanjon’ny Mpisorona?”: (10 min.)

    • Ek 28:30: Tsy maintsy mitady ny tari-dalan’i Jehovah isika (it “Orima sy Tomima”: “Mety ho antsapaka” § 2)

    • Ek 28:36: Tsy maintsy masina foana isika (it “Handrina”: “Mpisoronabe teo amin’ny Israely”)

    • Ek 28:42, 43: Tsy maintsy mendrika foana ny fitafiantsika sy ny paozintsika (w08 15/8 15 § 17)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ek 28:15-21: Taiza no nahazoana an’ireo vatosoa teo amin’ny saron-tratran’ny mpisoronabe? (w12 1/8 26 § 1-3)

    • Ek 28:38: Inona avy ireo “zava-masina” voaresaka eo? (it “Fahamasinana”: “Biby sy vokatra”)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 27:1-15 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo karatra jw.org ilay olona amin’ny farany. (th lesona 1)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 2)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) lv 93 § 20-21 (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA