23-29 Septambra

HEBREO 12-13

23-29 Septambra
  • Hira 88 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Porofon’ny Fitiavan’i Jehovah ny Famaizany”: (10 min.)

    • He 12:5: Aza kivy rehefa misy manitsy (w12 15/3 29 § 18)

    • He 12:6, 7: Izay tian’i Jehovah no faiziny (w12 1/7 21 § 4)

    • He 12:11: Tsy mora indraindray ny hoe mahazo famaizana. Manampy antsika hanana toetra tsara anefa izany (w18.03 32 § 18)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • He 12:1: Nahoana no mampahery antsika ny modely nomen’ireo “vavolombelona maro be toy ny rahona”? (w11 15/9 17 § 11)

    • He 13:9: Inona no tiana holazaina eo amin’io andininy io? (w90 15/3 22 § 10)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) He 12:1-10 (th lesona 11)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 115

  • Miezaha Hiaritra ... na dia Tsy Lavorary Aza: (5 min.) Alefaso ilay video. Valio ireto avy eo:

    • Inona ny ady mafy nataon’ny Rahalahy Cázares?

    • Ahoana no nanitsian’i Jehovah azy?

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 85

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 74 sy Vavaka