27 Jolay–2 Aogositra

EKSODOSY 12

27 Jolay–2 Aogositra
  • Hira 20 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Inona no Azontsika Kristianina Ianarana avy Amin’ny Paska?”: (10 min.)

    • Ek 12:5-7: Mifanitsy amin’i Jesosy ilay zanak’ondrin’ny Paska (w07 1/1 20 § 4)

    • Ek 12:12, 13: Mifanitsy amin’ny ran’i Jesosy ny ra nahosotra teo amin’ny tolàm-baravarana (it “Paska”: “Ny mifanitsy aminy” § 2)

    • Ek 12:24-27: Mampianatra antsika lesona lehibe ny Paska (w13 15/12 20 § 13-14)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)

    • Ek 12:12: Nahoana ireo loza tany Ejipta, indrindra fa ilay fahafolo, no nampiseho fa tsy mahavita na inona na inona ny andriamanitr’i Ejipta? (it “Paska”: “Lalàna momba ny Paska” § 7)

    • Ek 12:14-16: Inona no nampiavaka ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay sy ny fety hafa nataon’ny Israelita? Inona ny soa azon’ny Israelita avy tamin’ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay? (it “Fivoriana, Fivoriambe”: “Fivoriambe masina” § 2)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 12:1-20 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 2)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraha gazety nivoaka vao haingana manazava an’ilay foto-kevitra noresahinareo. (th lesona 6)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhssm 1:1 (th lesona 19)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA