Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Tenin’ny Tanana Malagasy

“Jehovah ô! ... Ianao no Itokisako”

Nahavita tsy nivadika i Hezekia Mpanjaka sady mbola nanana finoana foana, na dia betsaka aza ny zava-nitranga nety ho nampivadika azy. Modely ho an’ny mpiray firenena taminy sy ho an’ny mpanompon’i Jehovah ankehitriny izy.