Alao sary an-tsaina ireo tantara mampihetsi-po avy ao amin’ny Baiboly, amin’ny alalan’ireto video amin’ny tenin’ny tanana ireto. Misy koa noraisim-peo.

Mifidiana fiteny eo amin’ilay lisitra ary tsindrio ny Hikaroka raha te hahita tantara ara-baiboly amin’ilay fiteny ianao. Soraty ny ampahany amin’ny lohatenin’ilay tantara na ny anaran’ilay boky ao amin’ny Baiboly misy azy mba hiseho ilay izy.