Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Tenin’ny Tanana Malagasy

Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza!

Azo alaina ao amin’ny Internet ny gazetinay ary misy amin’ny fiteny 200 mahery, anisan’izany ny tenin’ny tanana. Manazava ny zava-mitranga eran-tany mifanaraka amin’ny faminaniana ao amin’ny Baiboly Ny Tilikambo Fiambenana. Milaza vaovao tsara mampahery momba ny Fanjakan’Andriamanitra koa izy io ary mampirisika ny olona hino an’i Jesosy Kristy. Manampy mba hiatrehana an’ireo olana ankehitriny ny Mifohaza! ary mahatonga antsika hatoky an’ilay fampanantenan’ny Mpamorona hoe hanorina tontolo vaovao miadana sy milamina izy.

Mifidiana fiteny eo amin’ilay lisitra ary tsindrio ny Hikaroka raha te hahita gazety amin’ny endriny samihafa amin’ilay fiteny ianao.

Miala tsiny fa mbola tsy misy amin’ity fiteny ity io karazan-javatra io.

Izay ao amin’ireto pejy ireto no misy amin’io fiteny io: