Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Tenin’ny Tanana Malagasy

Fahatsiarovana ny Nahafatesan’i Jesosy

Mankalaza ny fahatsiarovana ny nahafatesan’i Jesosy izahay, indray mandeha isan-taona. Atao maneran-tany any amin’ny toerana maro samihafa izy io. Nandidy ny mpanara-dia azy mantsy i Jesosy hoe: “Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana ahy.” (Lioka 22:19) Ny fankalazana manaraka dia hatao ny:

Talata 11 Aprily 2017.

Faly manasa anao hanatrika an’io fotoana miavaka io àry izahay. Natao ho an’ny besinimaro izy io, toy ny fivorianay rehetra ihany. Tsy misy vidim-pidirana koa ilay izy, sady tsy misy fanantazan-drakitra.