Hijery ny anatiny

Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?

Manampy olona an-tapitrisany eran-tany ny Baiboly mba hahita ny valin’ireo fanontaniana manahiran-tsaina azy ireo. Tianao ve ny hahazo ny valin’ireo fanontanianao?

Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly?

Fantatra eran-tany hoe manasa ny olona hianatra Baiboly maimaim-poana ny Vavolombelon’i Jehovah. Aseho ato ny fanaovana an’ilay izy.

Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana?

Jereo ity video ity dia ho fantatrao ny valiny.

Hangataka Hianatra Baiboly

Mianara Baiboly amin’ny fotoana sy toerana mety aminao.

Fivorian’ny Vavolombelon’i Jehovah

Jereo hoe aiza izahay no mivory ary inona no ataonay any.

Topy Maso—Eran-tany

  • 240—Tany misy Vavolombelon’i Jehovah

  • 8 457 107—Vavolombelon’i Jehovah

  • 10 071 524—Fampianarana Baiboly maimaim-poana any an-trano

  • 20 175 477—Mpanatrika ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy

  • 120 053—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah