Pirinty sy Fanontana

PIRINTY SY FANONTANA

Tonga Hatrany Amin’ny Tendrombohitra Andes ny Vaovao Tsara

Lasa mahafantatra kokoa an’i Jehovah izao ny olona miteny quechua any Peroa, satria nahazo boky sy Baiboly Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao amin’ny fiteniny.

PIRINTY SY FANONTANA

Tonga Hatrany Amin’ny Tendrombohitra Andes ny Vaovao Tsara

Lasa mahafantatra kokoa an’i Jehovah izao ny olona miteny quechua any Peroa, satria nahazo boky sy Baiboly Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao amin’ny fiteniny.

Miramirana Izy Ireo Satria Azony Tsara ny Tenin’Andriamanitra

Navoaka tamin’ny Tenin’ny Tanana Japoney ny bokin’i Matio. Jereo fa tena mahafaly izany hoe manana Baiboly amin’ny fiteny manohina ny fonao izany.

Nahazo An’izay Nilainy ny Marenina any Québec

Nahoana no tena ilaina ny video amin’ny tenin’ny tanana?

Fanaterana Boky Ara-baiboly any Congo

Misy Vavolombelon’i Jehovah manao ezaka be mba hitaterana Baiboly sy boky ara-baiboly isam-bolana, any amin’ny Repoblika Demokratikan’i Congo.

Ahoana no Nanaovana An’ilay Baiboly Vaovao?

Ho hitanao ato ny nanamboarana an’ilay Baiboly Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao nohavaozina tamin’ny 2013. Nahoana no nandaniana fotoana be sy vola be ny fanamboarana an’io Baiboly tsara tarehy io?

Nanankinana ny Fandikana ny “Fanambarana Masin’Andriamanitra”—Romanina 3:2

Nampiasa fandikan-tenin’ny Baiboly maro ny Vavolombelon’i Jehovah nandritra ny zato taona lasa. Nahoana izy ireo no nandika ny Baiboly ho amin’ny fiteny anglisy maoderina?

Tonga mba Hilalao Mozika Izy Ireo

Efa 40 taona mahery izao no manana tombontsoa hitendry ao amin’ny orkesitra miavaka iray ny mpilalao mozika avy any amin’ny firenena maro.

Milina Nasiana Kodiarana 400

Jereo ato ilay fanampina milina ampiasaina mba hanapahana, hanakambanana, hanisana, ary hampidirana boky ara-baiboly anaty baoritra.

Efa Misy Amin’ny Fiteniko ny Tenin’Andriamanitra

Jereo ato hoe nahoana no nandray soa ny mpivady iray marenina sy ny zanany mandre, rehefa nahazo Baiboly amin’ny Tenin’ny Tanana Amerikanina.

Video: Afa-po Ireo Mila Baiboly

Jereo hoe inona no atao any amin’ny toerana fanaovanay pirinty any Japon mba hanomezana fahafaham-po an’ireo mila Baiboly.

Video: Manampy ny Ankizy any Danemark Ny Tilikambo Fiambenana Notsorina

Jereo ato hoe ahoana no nampiasan’ny fianakaviana iray any Danemark Ny Tilikambo Fiambenana notsorina.

Video: “Ity no Lalana”

Henoy ity hira ity, izay miorina amin’ny andinin-teny ao amin’ny Baiboly ary hiraina amin’ny fiteny valo.

Misy Amin’ny Tenin’ny Tanana Amerikanina Izao ny Genesisy

Efa misy amin’ny Tenin’ny Tanana Amerikanina izao ny bokin’ny Genesisy!

Video: “Misaotra An’i Jehovah Aho fa Nanampy Ahy Izy”

Jereo hoe nahoana no nanampy ny lehilahy iray hanatona an’i Jehovah Andriamanitra Ny Tilikambo Fiambenana notsorina amin’ny teny anglisy.

Video: Mety Tsara Hampianarana ny Ankizy Ny Tilikambo Fiambenana Notsorina

Jereo hoe ahoana no ampiasan’ny fianakaviana iray Ny Tilikambo Fiambenana notsorina amin’ny teny anglisy mba hampianarana ny zanany momba an’Andriamanitra.

Video: “Very Aho Raha Tsy Nisy An’io”

Henoy izay tsapan’ny lehilahy jamba iray rehefa nahazo Baiboly amin’ny soratra Braille.

Video: Ny Tilikambo Fiambenana, Navoaka Nanomboka Tamin’ny 1879

Jereo hoe nanao ahoana ny endrik’ilay gazety miely patrana indrindra eran-tany, nandritra ny taona maro.

Tena Tian’ny Ankizy Ireny Video Ireny

Jereo izay lazain’ny ankizy momba an’ilay fizarana hoe Ataovy Namanao i Jehovah. Misy an’i Kaleba sy Sofia ao amin’ilay izy.

Fandikan-teny Tsy Mila Soratana

Efa nandika boky sy zavatra hafa ho amin’ny tenin’ny tanana maherin’ny 90 ny Vavolombelon’i Jehovah. Nahoana izy ireo no miezaka be hoatr’izany?