Hijery ny anatiny

Fitsidihana Betela

Asainay ianao hitsidika ny biraon’ny sampanay, izay antsoina hoe Betela. Misy fampirantiana azo jerena any amin’ny sampana sasany.

Filazana Mifandray Amin’ny Coronavirus (COVID-19): Naato ny fitsidihana ny sampana any amin’ny tany maro. Raha mila fanazavana fanampiny dia mifandraisa amin’ny sampana tianao hotsidihina.

Serbia

Tos̆in bunar 58-60

11080 Beograd (Zemun)

SERBIA

+381 (0)11 405-99-00

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny iray

Mampiavaka azy

Manara-maso ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah 3 943 any Serbia sy 279 any Monténégro. Mandamina fivoriamben’ny faritra sy vondrom-paritra amin’ny teny hongroà, monténégrin, romania, serba, ary tenin’ny tanana serba. Mandamina sekoly ara-baiboly samihafa ho an’ny Vavolombelon’i Jehovah. Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny teny monténégrin, romanianina (Vlach), rômania (Serbia), serba (soratra sirilika sy romanina), ary tenin’ny tanana serba. Mamokatra raki-peo sy video amin’ireo fiteny ireo sy amin’ny soratra Braille serba.

Haka Bokikely Momba ny Betela