Hijery ny anatiny

Fitsidihana Betela

Asainay ianao hitsidika ny biraon’ny sampanay, izay antsoina hoe Betela. Misy fampirantiana azo jerena any amin’ny sampana sasany.

Filazana Mifandray Amin’ny Coronavirus (COVID-19): Naato ny fitsidihana ny sampana any amin’ny tany maro. Raha mila fanazavana fanampiny dia mifandraisa amin’ny sampana tianao hotsidihina.

Philippines

186 Roosevelt Ave

San Francisco del Monte

1105 QUEZON CITY

PHILIPPINES

+63 2-224-4444

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny 1 sy 30 minitra

Mampiavaka azy

Mandika ny Tilikambo Fiambenana ho amin’ny fiteny fito amin’ireo fiteny lehibe indrindra any Philippines. Manao raki-peo sy video amin’ny fiteny valo. Mandefa gazety any amin’ny fiangonana 3000 mahery.

Haka Bokikely Momba ny Betela