Hijery ny anatiny

Fitsidihana Betela

Asainay ianao hitsidika ny biraon’ny sampanay, izay antsoina hoe Betela. Misy fampirantiana azo jerena any amin’ny sampana sasany.

Filazana Mifandray Amin’ny Coronavirus (COVID-19): Naato ny fitsidihana ny sampana any amin’ny tany maro. Raha mila fanazavana fanampiny dia mifandraisa amin’ny sampana tianao hotsidihina.

Japon

Watch Tower Bible and Tract Society

4-7-1 Nakashinden

EBINA CITY

KANAGAWA-PREF

243-0496

JAPAN

+81 46-233-0005

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: 8.00–11.00; tolakandro: 1.00–4.00

Maharitra adiny roa

Mampiavaka azy

Manao pirinty Baiboly, boky, ary bokikely miisa 15 tapitrisa, sy gazety 100 tapitrisa mahery isan-taona. Mandefa boky sy gazety 5 700 taonina amin’ny fiteny 150 isan-taona.

Haka Bokikely Momba ny Betela