Hijery ny anatiny

Fitsidihana Betela

Asainay ianao hitsidika ny biraon’ny sampanay, izay antsoina hoe Betela. Misy fampirantiana azo jerena any amin’ny sampana sasany.

Filazana Mifandray Amin’ny Coronavirus (COVID-19): Naato ny fitsidihana ny sampana any amin’ny tany maro. Raha mila fanazavana fanampiny dia mifandraisa amin’ny sampana tianao hotsidihina.

Hongria

BUDAPEST

Kövirózsa u. 1.

H-1163

HUNGARY

+361 401-1100

Fitsidihana

Alatsinainy hatramin’ny zoma

Maraina: Manomboka amin’ny 10.00; tolakandro: Manomboka amin’ny 3.00

Maharitra adiny 1 sy 15 minitra

Mampiavaka azy

Manara-maso ny asan’ireo fiangonana 293 any Hongria ary manampy an’ireo fiangonana miteny hongroà any Slovakia sy Ukraine. Mandika boky ara-baiboly ho amin’ny teny hongroà sy lovári. Manao raki-peo amin’ny teny hongroà sy video amin’ny tenin’ny tanana hongroà.

Haka Bokikely Momba ny Betela