Hijery ny anatiny

Tafaray Noho ny Fampianaran’Andriamanitra

“Fampianarana Araka An’Andriamanitra” no natao loha hevitry ny fivoriambe iraisam-pirenena nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah maneran-tany tamin’ny 1993. Olona sy fianakaviana avy amin’ny firenena samihafa no nandray soa rehefa nampianarina ny fahendren’Andriamanitra. Ho hitanao sy ho tsapanao avy amin’ity video ity fa vahoaka falifaly sy mifankatia ary tena toy ny fianakaviambe maneran-tany ny Vavolombelon’i Jehovah.