Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Inona no Atao hoe Tena Fitiavana?

Matetika no misy alahelo be ny tantaram-pitiavana amin’ny boky. Miorina amin’ny toro lalana ao amin’ny Baiboly kosa ny tena fitiavana.

Inona no Atao hoe Tena Fitiavana? Teny Fampidirana

Marina fa samihafa ny kolontsain’ny olona momba ny hoe mampiaraka alohan’ny fanambadiana. Handray soa anefa ianao raha mampihatra ny toro lalana ato amin’ity video ity.

Inona no Atao hoe Tena Fitiavana?

Afaka manampy ny Kristianina ny toro lalan’ny Baiboly, mba hahaizany hifidy vady sy hampiseho ny tena fitiavana rehefa lasa mpivady.