Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Hajao ny Fahefan’i Jehovah

Notsapaina ny finoan’ny Israelita tany an-tany efitra. Hiandany amin’i Mosesy ve izy ireo sa hiandany amin’ilay mpikomy atao hoe Kora? Inona no hataon’ny zanak’i Kora? Manampy antsika handinika ny fiheverantsika ny fahefan’i Jehovah ity video ity.