Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fitsaboana Solon’ny Fampidiran-dra: Tsotra, Azo Antoka, Tsara

Mankatò an’izao didy ao amin’ny Baiboly izao ny Vavolombelon’i Jehovah: ‘Fadio ny ra.’ Mitady fitsaboana tsara nefa tsy misy fampidiran-dra izy ireo. Aseho amin’ity video ity fa tsotra sy azo antoka ary tsara ny fitsaboana solon’ny fampidiran-dra. Nampiady hevitra be izany taloha, nefa ho hitanao ato ny hevitry ny dokotera maro.

 

Fanampim-panazavana

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Fampidiran-dra?

Nandidy antsika Andriamanitra ao amin’ny Baiboly mba hifady ny ra. Ahoana no hankatoavantsika an’izany?

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Manaiky Hampidiran-dra?

Maro ny hevi-diso aelin’ny olona momba ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny fampidiran-dra. Fantaro ny tena marina momba ny zavatra inoanay.