Fanamboarana ny mpamaky efijery

Search

Hifidy fiteny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Hijery ny anatiny

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Vitan’ny Mpitsabo ny Tsy Mampiasa Ra

Mifidy ny tsy hampidiran-dra ny marary maro fa mitady fomba fitsaboana hafa, noho ny zavatra inoany. Inona no nataon’ny mpitsabo mba hanajana ny zon’izy ireo hanao an’izany safidy izany? Hazavaina ato amin’ity video ity ny teknika fandidiana sy ny fitaovana ampiasaina amin’izany. Ho hitanao ato koa ny fomba fiasan’ny vatan’olombelona. Nanampy ny mpitsabo izany ka vitan’izy ireo ny manao fandidiana nefa tsy mampiasa ra.

Fanampim-panazavana

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Fampidiran-dra?

Nandidy antsika Andriamanitra ao amin’ny Baiboly mba hifady ny ra. Ahoana no hankatoavantsika an’izany?

Nahoana ny Vavolombelon’i Jehovah no Tsy Manaiky Hampidiran-dra?

Maro ny hevi-diso aelin’ny olona momba ny Vavolombelon’i Jehovah sy ny fampidiran-dra. Fantaro ny tena marina momba ny zavatra inoanay.