Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny fizarana anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Vavolombelon’i Jehovah

Malagasy

Fampiharana Toro Lalana

Henoy Tsara ny Torohevitra mba ho Hendry Ianao

Henoy Tsara ny Torohevitra mba ho Hendry Ianao

Anti-panahy tanora no nanoro hevitra an’i Byong Soo, nefa nampahery azy ny nanaraka an’ilay torohevitra avy ao amin’ny Baiboly. Takany mantsy hoe i Jehovah no tena nanome an’ilay torohevitra.