Fampidiran-dresaka Ampiasaina eny Amin’ny Fanompoana

Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao?

Malagasy
Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao?
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102017411/univ/art/1102017411_univ_sqr_xl.jpg

Video Fampidirana: Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao?

Video Fampidirana: Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao?

Raha haintsika hoe ahoana no nampisy antsika, dia mety ho fantatsika koa ny antony. Jereo àry ny video fampidirana an’ilay bokikely hoe Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao?