Malagasy
Nanomboka Nitondra ny Fanjakan’Andriamanitra Tamin’ny 1914
https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/1102020418/univ/art/1102020418_univ_sqr_xl.jpg
ebtv

Nanomboka Nitondra ny Fanjakan’Andriamanitra Tamin’ny 1914

Nanomboka Nitondra ny Fanjakan’Andriamanitra Tamin’ny 1914

Hahita faminaniana ao amin’ny Baiboly ianao ato, izay manaporofo fa tamin’ny 1914 ny Fanjakan’Andriamanitra no nanomboka nanjaka any an-danitra. Nanomboka tamin’io taona io koa ny “andro farany.”​—2 Timoty 3:1.