Tena Toerana Fampijaliana Olona ve ny Afobe?
Betsaka ny fivavahana mampianatra hoe ampijalin’Andriamanitra mandrakizay ny ratsy fanahy rehefa maty. Marina ve izany?

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY TENA ILAINA