Jesosy Kristy ve no Andriamanitra?
Be dia be ny olona mieritreritra hoe i Jesosy no olona nohajaina indrindra teo amin’ny tantara. Izy anefa ve ilay Andriamanitra Mahery Indrindra? Sa ve olona tsara fotsiny izy?

FAMPIANARAN’NY BAIBOLY TENA ILAINA