Ataovy Namanao i Jehovah Lesona 31: Tiavo ny Tranon’i Jehovah HANDEFA Lesona 31: Tiavo ny Tranon’i Jehovah Ahoana no hikarakarana ny Efitrano Fanjakana? Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hiverina Manaraka Mety ho Tianao Koa ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH—KILALAO Tiavo ny Tranon’i Jehovah Ataovy izay azonao atao mba hadio foana ny tranon’Andriamanitra. VIDEOS Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah Makà lesona avy amin’ny tantaran’ireo olona samy hafa resahin’ny Baiboly hoe lasa naman’i Jehovah. FAMPIANARAN’NY BAIBOLY Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.