Ataovy Namanao i Jehovah Lesona 20: Milazà ny Marina HANDEFA Lesona 20: Milazà ny Marina Nahoana isika no tokony hilaza ny marina foana? Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Hiverina Manaraka Mety ho Tianao Koa ATAOVY NAMANAO I JEHOVAH—KILALAO Hoatran’ny Manohy Tetezana Tapaka Ianao Rehefa Milaza ny Marina Tena ho namana tsara ny olona iray raha tsy mandainga. VIDEOS Andao Hianatra avy Amin’ny Naman’i Jehovah Makà lesona avy amin’ny tantaran’ireo olona samy hafa resahin’ny Baiboly hoe lasa naman’i Jehovah. FAMPIANARAN’NY BAIBOLY Video sy Kilalao ho An’ny Ankizy Raha te hampianatra ny zanakao ho tsara toetra ianao dia ampiasao ireo video ara-baiboly sy kilalao mahafinaritra ato.